jeudi 11 février 2010

fifampiarahaban-taona 2010

FITIAVANA RANOVELONA MENA SY FOTSY

AMITIE EN ROUGE ET BLANC

14 FEBROARY 2010

Fifampiarahaban-taona iarahan’ny filoha sy Mpiandraikitra mpanazava sy Tily faritra faharoa

Ireto ny andinindininy



lohahevitra
: fitiavana ranovelona mena sy fotsy (amitié en rouge et blanc),
fotoana : manomboka amin'ny 12ora ka hatramin'ny 5ora hariva
toerana : Akany Chapelle Militaire Ampahibe 
zavatra omanina isam-pivondronana
·         tantaram-pitiavana mampihomehy + hira kely (comédie musicale) (5 minitra )
·         vahivavy iray sy lehilahy iray hanao roi et reine,

(mitovy amin’ny election miss sy mister reny, asina fifidianana sns).
manomana tenue izay fatany fa tena mahatsara azy ireo,
zavatra omanin'ny tsirairay ( ankoatry ny fanamiana ara-dalana)
·         fanomezana ifanakalozana mitentina Ar 1 500 (ity ilay tsy atao sakafo, vola, crédit, savony sns)

fa atao fahatsiarovana.
·         tenue mena sy fotsy (tsy voafetra fa malalaka samy manao izay fantany fa mahatsara azy),
·         fandraisana anjara Ar 1 000 isan’olona
·         sakafo masaka atoandro

 

Tongava daholo fa sady lanonana io no ho fifaneraserana ary hetsika iray ihany iarahan’ny sampana roa