Miarahaba antsika rehetra tonga ato amin'ny sehatra iseraserana eto anivon'ny FARITRA FAHA-2.
Mahafaly anay filoha mpiray dia ny manaolotra anareo ity SEHATRA ity.
Natao indrindra ity hanamafisana ny serasera sy hampitana ny vaovao tokony ho fantatra.
Ezahanay ny amoahana ny vaovao miseho rehetra eto anivon'ny faritra sy ny faritany ary ny foibe raha ilaina izany ato amin'ity sehatra ity.
Ny ho fiainan'ity sehatra ity anefa dia miankina tanteraka amitsika rehetra isam-pivondronana amin'ny fitsidihana azy; tsy an-kanavaka io na ny beazina, na ny mpanabe, na ireo zoky mpanohana sy ireo mpitantana.
hoy aho hoe : "ny vaovao tsy manantona fa antonina "
koa MAZOTOA ARY MISERASERA RY ISE ISANY.
Tanana Havia
Ny Filoham-paritra
Radomanana RANDRIANAIVONIRINARISOA
tél : 033 11 790 06 / 032 40 562 41
mail : radomanana@moov.mg
radomanana@yahoo.fr
Radomanana RANDRIANAIVONIRINARISOA
tél : 033 11 790 06 / 032 40 562 41
mail : radomanana@moov.mg
radomanana@yahoo.fr
Vao avy namaky an'ito tenin'ny Filohan'ny Faritra ito aho dia nampiditra fanamiana dia nanao hiaka dia avy hatrany nihira ny indreto vonona
RépondreSupprimerTanana havia daholo!!mahafinaritra mintsy no misy anty blog ray ho an ny skoto ity mba ahazahoana vaovao aingana!!de manasa antsika rehetra ko mba ifampilaza fa ilaina mihintsy ny fisian ny mpitsidika maro mba ampivoatra ny serasera!!!
RépondreSupprimer