Miarahaba an’ise nahatratra ny taona 2010.
Mirary ny fitahian’ilay mpahary ho an’ise sy ny akohonan’ise.
Ho taona hijinjana fahasoavana avy amin’ilay mpahary anie ny taona vaovao ary hotanterahiny ny faniriana tsara anatin’ny tsirairay eo ambany fitiavany.
Dai mahatoky hatrany ny fahavononan’ise ato anivon’ny fikambanana.
Tanana havia,
Ny Filoha mpiray dia
.
.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire